Passer au contenu principal
  • il y a 10 ans
Ny horonantsary voalohany dia maneho ny zava-dehiben’ny fiainany sy ny traikefa am-panahy. Fiainana fohy, saingy feno, nanomboka tao Montfort-sur-Meu, akaikin’i Rennes, ary nifarana tamin’ny faha-43 taona am-panaovana iraka tao Saint-Laurent-Sur-Sèvre ao Vendée. Ilay matimatin’ny Evanjely tsy nitsaha-notoriny tamin’ny ankizy sy olon-dehibe.

Catégorie

Personnes
Écris le tout premier commentaire
Ajoute ton commentaire

Recommandations