Passer au playerPasser au contenu principal
  • il y a 10 ans
I mompera Montfort : “Ilay nitia fatratra ny mahantra !” Nandritra ny androm-piainany dia niandany tamin’ireo nailiky ny rehetra izy. Izy pretra dia sahy nandeha hihaona amin’izy ireo, sy niaina niaraka ary toa azy ireo. Ho azy ny mahantra no tena endrik’ i Jesoa Kristy.

Catégorie

Personnes
Écris le tout premier commentaire
Ajoute ton commentaire

Recommandations