Passer au playerPasser au contenu principal
  • il y a 10 ans
Pretra, i mompera Montfort dia misionera aloha, toy ny fanaon’ny apostoly. Tsy voasakana toy ny rivotra, namaly ny antson’ny eveka, ny pretran’ny paroasy izy mba hitory ny Evanjely. Ary ireo vita batemy toa natoritory dia zary nanolo-tena ho tsy mpivadika amin’ny tokin’ny batemy.

Catégorie

Personnes
Commentaires

Recommandations