Passer au playerPasser au contenu principal
  • il y a 10 ans
Ankehitriny, telon-jato taona aorian’ny nahafatesany, ny Misionera montfortana, ny Zanakavavin’ny Fahendrena, Ny Frera Masina Gabriely ary lahika maro no manohy miaina ny antson’ny vita batemy amin’ny fanovozana an-doharanom-panahin’i Montfort. Toa azy, manome toerana manokana an’i Maria Virginy amin’ny fiainana kristianina izy ireo. Ao anatin’ny Fiangonana ireo mpikamban’ny Fianakaviam-be montfortana, miaina sy mitory ny Evanjely amin’ny teny sy ny asa amin’ireo madinika.

Catégorie

Personnes
Écris le tout premier commentaire
Ajoute ton commentaire

Recommandations