Nivoaka ny andiany fahatelo amin’ny e-fanorona

  • il y a 9 ans
Nivoaka ny andiany fahatelo amin’ny e-fanorona, na ny fanorona azo lalaovina amin’ny “tablette” mampiasa ny OS android sy Apple.

Ny e-fanorona dia vita 100% malagasy, ary ny orinasa Nelli Studio no mamolavola azy. Ny Nelli Studio dia niforona tany amin’ny taona 2012, ary mampiasa injeniera miisa 30.

Manazava misimisy kokoa i Hery Zo Rakotondramanana, tale mpitarika ny Nelli Studio.

Recommandée