Ny fiainana ety tsy mba toy ny ary Fa mandalo, mielina tsy malina Tsaroako tokoa fa ny fahasoavanao No itantananao ny fiainako
Fanantenana no mameno fo Na tsy azo ialana ny ady ety Ny fitiavanao, ô ry Tompo Tsitoha No andrandraina, antenaina tokoa Tompo ô! Tena saina matoky tsy manahiahy No iarahako aminao.