NY KALO - Ny fo misendaotra

  • il y a 11 ans
Fo misendaotra

Ny fo misendaotra, tsy ritra mafaitra
Ronono mandroatra tsy atao mahataitra
Ny rano mikobana tapany ihany ô
Ny fo no mitobaka feno tomany

Mionona, mionona
Ny afo lavitra tsy azo hamindroana
Mionona, mionona
Tsy maty izy akory fa aza misaona

Ny fo misendaotra, tsy ritra mafaitra
Ronono mandroatra tsy atao mahataitra
Ny rano mikobana tapany ihany ô
Ny fo no mitobaka feno tomany

Ny Kalo