Skip to player
Skip to main content
Search
Connect
Watch fullscreen
Like
Bookmark
Share
More
Add to Playlist
Report
Dera laza ry Mpanjaka - Fihirana FFPM 750
Masombahiny
Follow
13 years ago
Dera, laza, ry Mpanjaka
No atolotray Anao
Noho hianao nitahy
Tratranay ny taombaovao
Andro maro izay no lasa
Be ny soa hitanay
Fitahia-mahagaga
Azo taminao ry Ray
Marobe ny ratsy vita
Lehibe ny helokay
Ke tsy mendrika ny hiantso
Ny Anaranao izahay
Miantra, ry Zanahary
Mamela ny helokay
Ka sasao ny ran'i Jeso
Mba hadio izahay
Aoka re ny andro sisa
Hanompoanay anao;
Hatanjaho ry Jehovah!
Izahay mpanomponao
Category
🎵
Music
Be the first to comment
Add your comment
Recommended
4:27
|
Up next
Ianao iny - Gangstabab
Masombahiny
10 years ago
5:11
Mpamonjy - Dayvide
Masombahiny
10 years ago
5:10
Nofy - Lalatiana (New Clip)
Masombahiny
11 years ago
4:00
Zaho Hidera - Antsa an'i Kristy
Masombahiny
11 years ago
4:27
Medley Farakely
Masombahiny
11 years ago
3:39
Sambonay - Samoela
Masombahiny
11 years ago
4:21
Nofintsika roa - Isa Roa Telo
Masombahiny
11 years ago
3:23
Taraiky - SAMOËLA
Masombahiny
11 years ago
4:38
Mety ho aiza - Ambondrona
Masombahiny
11 years ago
4:45
Mandondona - The Singers of Jesus
Masombahiny
11 years ago
6:06
Noely - Joy K & Francia
Masombahiny
11 years ago
4:16
Aim-panahy - Bodo
Masombahiny
11 years ago
4:21
Noely hafakely - Feon'IFialofana
Masombahiny
11 years ago
6:01
Za tsy Vôly - Koloina & Theo Rahaja
Masombahiny
11 years ago
6:01
Omenay anao - Shyn, Randrantelo, Joseph d'AF, Marion, Mage 4, Agrad, Skaiz, Meva Gospel,Tana Gospel
Masombahiny
11 years ago
5:33
Tsy hanambady aho - Gangstabab & Narindra feat Princio
Masombahiny
11 years ago
4:49
Andriamanitry ny Fahagagana - Joseph d'AF
Masombahiny
11 years ago
4:02
Omeo ny herin'ny Fanahy (Tarika Ny Fanilo) cover by Valisoa, Tsanta, Mirantsoa
Masombahiny
11 years ago
5:34
Miara-dalana - Vetsonkira
Masombahiny
12 years ago
4:25
Tena raraka - Syril & Melky
Masombahiny
12 years ago
2:40
Neny - Faniry Raelison
Masombahiny
12 years ago
2:21
Neny fifaliana - Vetso
Masombahiny
12 years ago
4:18
Neny - Kyah
Masombahiny
12 years ago
3:48
Neny - Ny Ambasadôra
Masombahiny
12 years ago
7:31
Taratasim-pitiavana - Ndratomahenina
Masombahiny
12 years ago
Be the first to comment