Na mandalo ady sarotra aza aho Moa Jesosy ve tsy ahy Aroko sy mandako sady tokiko Na hisesy eo anoloako aza moa Zay mety ho fakam-panahy Mampandresy ahy hatrany Jeso
Izy no namonjy ahy ka nanafaka ahy Ary koa mbola miaro sy mitantana ahy Na hisesy eo anoloako aza moa Zay mety ho fakam-panahy Mampandresy ahy hatrany Jeso
Na ambinina aza ireo ratsy fanahy Moa Jesosy ve tsy ahy Tsy mba hierikerika aho, tsy hanana ahiahy Na ety an-tany na an-danitra any Tsisy iriko tahaka Azy Vatolampy sy anjarako Izy
Izy no namonjy ahy ka nanafaka ahy Ary koa mbola miaro sy mitantana ahy Na ety an-tany na an-danitra any Tsisy iriko tahaka Azy Vatolampy sy anjarako Izy
Écris le tout premier commentaire