Extrait "Coulisse" du 20/08/11 : http://blip.tv/tv-plus-madagascar/
Ento aty Nônô (Roland RAKOTONDRAINIBE)
Tsy ilaina akory ny mitomany Tsy ilaina akory ny manontany Fa tsy hisy hiray hampangina anao Tsy ilaina akory ny mimenomenona Tsy ilaina akory ny mipenipenina Fa tsy hisy hiray hampangina anao
Na dia mavesatra aza ny adintsaina Mivangongo mila hanafaka aina Avalony hatreo dia aoka hijanona
Fiv: Ento aty, eny ento aty Angony dia atolory ahy Fa hataontsika hira dia ho potika
Nahoana moa ianao no mamindro lava zao ? Tsy voazona hahantra ianao Be ny zavatra efa diso tety Tsy ilaina akory ny manontany Tsy ilaina akory ny mitomany Fa tsy hisy hiray hampangina anao
Na dia mavesatra aza ny adintsaina Mivangongo mila hanafaka aina Avalony hatreo dia aoka hijanona
Écris le tout premier commentaire