Fa mahoano kay tsy mety ho nitra ôô ! Ny tsara sy manja Izay mahatonga ditra Ho antsika lasa mitsiriritra Tsy voatana ny fakam – panahy Izay tsy teri lalana Ajao ny fomba fitafy Manampi tsotraka toa miafiafy Na ny mana bady na mpifankatia Be dia be no miady miovaova sy i i i !
Refrain: (2 fois)
Nanao tsy fanao Fa nahita vaovao dia misaraka fa lao Ao ireo niaraka efa ela Misy aza mananjaka ela Dia foin’ireo tia tena é é
Dia hoya ho é ! Aza atao kilalao ity vatanao Tsy fanana pokon’ olona izy io é ! Izay te hibata dia afaka maka Hajao ny olon tianao ô ô ! Dia dia ho hitanao Fa voakolokolony anareo Tsy voasarika Na ny manambady na mpifankatia Be dia no miady miovaova sy
Ref: (3fois)
(2fois) Tsy laninao ny tsara sy manja Anjaranao no mandajalanja