Ho an’ilay mipetraka Eo ambonin’ny seza fiandrianana Sy ho an’ny Zanak’ondry anie Ny saotra sy ny haja Sy ny voninahitra Ary ny fanjakana mandrakizay Mandrakizay
Ny saotra sy ny haja Sy ny voninahitra Ary ny fanjakana mandrakizay Mandrakizay Sy ny Zanak’ondry Mandrakizay, mandrakizay
Be the first to comment