Passer au playerPasser au contenu principal
  • il y a 16 ans
Ny vady (Naly RAKOTOFIRINGA)

Inona ary moa ny vady ô ry lahy ?
Fo sy aina, sombinaina sy fanahy
Ny vady tiana, fifaliana
Akaiky fo, an-danivoa, ka tsy ho lo.

Fa ny vady tsy fiady, fa ho tady
Ikambanana ho namana
Tsy fambotry na fanosy
Fa ho iray, mandrakizay
Sy fitia, doria doria.

Inona ary moa ny vady ô ry lahy ?
Fo sy aina, sombinaina sy fanahy
Ny vady tiana, fifaliana
Akaiky fo, an-danivoa, ka tsy ho lo.

Catégorie

🎵
Musique
Écris le tout premier commentaire
Ajoute ton commentaire

Recommandations