Izaho anie tsy taitra fotsiny @’izao Fa tena tia anao aho matoa sahy mitalaho Aza dia matahotra loatra izay ho avy Fa ny ahy hajaiko daholo Alamina avokoa fa izao aloha : Avelao aho hitia anao Dia mba ho tony ny ao anatiko ao N’inona n’inona izay mbola eritreritrao Avelao aho aloha hitia anao
Écris le tout premier commentaire