Passer au playerPasser au contenu principal
  • il y a 17 ans
Koa raha misy olona ao amin'i Kristy, dia olom-baovao izy; efa lasa ny zavatra taloha, indreo, efa tonga vaovao ireo (2 Koritianina 5 : 17). Miderà an'Andriamanitra Avo Indrindra [Heb. Andriamanitry ny andriamanitra]
; fa mandrakizay ny famindram-pony (Salama 136 : 2).

Catégorie

🎵
Musique
Écris le tout premier commentaire
Ajoute ton commentaire

Recommandations