Ravalomanana ben'ny tanàna

  • il y a 15 ans
Ravalomanana fony izy ben'ny tanànan'Antananarivo renivohitra!! hita eto ny ezaka maro nataony raha hoarina amin'Atoa Andry Rajoelina !! tamin'andron'Ravalomanana maro ny làlana vita, nadio ny tanàna, maintsy ny ahitra, matotra ny fiasan'ny commune... kanefa izao tena gaboraraka, ary raha mandalo eny amin'ny Avenue zany dia masiso sy maloto ary fako no mameno ny tanàna !!!!...Ka noho izany Antananarivo ary tsy voafehin'Andry Rajoelina koa maika fa I Madagsikara iray manontolo??

Recommandée