Passer au playerPasser au contenu principal
  • il y a 17 ans
Olombelona aho Tompo
Tsy mendrika ny hanonona ny anaranao
Nefa vonona aho hanompo
Mifona aho Tompo, mibebaka aho hatramin'izao

Ref
ô ry Tompo be fitia,
Mba tantanonao ny dia
Fantatrao f'efa nania ny olonao tety
Ankehitriny, ô mamelà ny heloko izay vitako
ô mamelà, ô mamelà ny heloko.

Faniriako ry Tompo
Ny hiankina an-tratranao ry Tompo ô!
Mba omeo fo madio
Hahaizako hibanjina ny tavanao

Catégorie

🎵
Musique
Commentaires