Ventson-kira - Indray hariva izay

  • il y a 15 ans
Indray hariva izay
Ry Jesoa Tompo ô
Nanolo-tena ianao
Ho fitiavana anay

Réf
Mino aho Tompo ka te handray anao
Ianao no mofo velona avy any an-danitra any! Bis

Noamasininao ny mofo sy ny divay
Ka tonga vatanao sy rànao mpanadio

Fa velona izy Ray
Velona ao aminy ianao
Ho velona ao aminao
Izay nandray anao