Fanohanana ny Filoha Marc Ravalomanana - Stade Mahamasina

  • il y a 15 ans
Manomboka amin'ny 11 ora atoandro ny fotoam-bavavaka miaraka amin'ny Filoham-pirenenana Marc Ravalomanana. Hanafana ny fotoana ny chorale maro samihafa avy eto amin'ny lafy valon'ny Nosy.
Hanentana ireo artista toy an-dry Ndondolah sy Tahiry, Melky, Tarika Ny Hasina, Stella, Marion, Baba, Freddy de Majunga,...
:)Hoan'ny vahoaka tia filaminana sy tia tanindrazana ary mandalina ny fahendrena.

Recommandée