Jaona 6-35 : Hoy Jesosy taminy : Izaho no mofon'aina; izay MANATONA Ahy tsy mba ho noana, ary izay mino Ahy tsy mba hangetaheta intsony.
Manatona : FEFI
Manatona an’Andriamanitra fitiavana ianao Izy no azo antoka handray ny antsonao izao Saingy ny helokao rehetra hifony avokoa Fa na ho ela na ho haingana tsy maintsy ho hitanao Mba hahafantaranao ny fahasoavany Zay tsy ho hadinonao mandrakizay Mba hafantaranao fa tsy hanenenanao Raha katsahinao amin’ny fonao
DIA HO HITANAO, NY HASAMBARANAO DIA HO HITANAO, NY VONINAHINY DIA HO HITANAO, MBA HAFANTARANAO MBA HAFANTARANAO FA TIANY IANAO MBA HAHAFANTARANAO NY FAHASOAVANY ZAY TSY HO HADINOINAO MANDRAKIZAY MBA HAFANTARANAO FA TSY HANENENANAO RAHA KATSAHINAO @ FONAO DIA HO HITANAO, NY HASAMBARANAO DIA HO HITANAO, NY VONINAHINY DIA HO HITANAO, MBA HAFANTARANAO MBA HAFANTARANAO FA TIANY IANAO
Koa raha semban-draho-maizina ny fiainanao ety De henoy fa ao ambadika ao Jeso miandry anao Tsy hamela anao irery Izy tsy hahafoy anao Lay Jesosy fanaperana amin’ny ratra ao am-po Mba hafantaranao ny fahasoavany Zay tsy ho hadinonao mandrakizay Mba hafantaranao fa tsy hanenenanao Raha katsahinao amin’ny fonao
Écris le tout premier commentaire