Passer au player
Passer au contenu principal
Rechercher
Se connecter
Regarder en plein écran
3
Favori
Partager
Plus
Ajouter à la playlist
Signaler
Rija & Lily - Tsara iafaràna (Bessa)
♫ndr♫in♫
Suivre
il y a 17 ans
TSARA IAFARANA
Miriorio foana ny angidina
Tsy mankaiza tsy akory f'izay no fombany
Misavoamboana dia midina
Ka mianjera any an-kady rehetra any
Vola no maha-be rehareha
Ka mazàna jamba ny maso voatakony
Nefa mibirioka fandeha
Zohin-tsiny lava ka tsy mba madio
Kendreo izay ataonao
Saino lanjalajao
Mandalo ihany izao rehetra izao
Fidio ny mba ho soa
Nefa tandremo koa
Sao diso aoriana ka voa
Harena sy voninahitra
Rendrarendra tsy hita ifandafarana
Fa mbola hafa maharitra
Ny fitiavana tsara hiafarana
Feo : Rija sy Lily
Tonony : BESSA
Catégorie
✨
Personnes
Écris le tout premier commentaire
Ajoute ton commentaire
Recommandations
3:22
|
À suivre
Tambour Gasy - Zaza Gasy (Lead vocal: Tiana Ramarokoto)
♫ndr♫in♫
il y a 11 ans
2:23
Tambour Gasy - Tonga Tampoka (a/c: Rainitelo)
♫ndr♫in♫
il y a 11 ans
3:07
Ny Nanahary - Ilay tanànako
♫ndr♫in♫
il y a 11 ans
6:48
Past. Jocelyn RANJARISON - Manana Anao
♫ndr♫in♫
il y a 11 ans
4:21
Lolo Sy - Raha makany (A/C: Lôlô sy ny tariny)
♫ndr♫in♫
il y a 11 ans
4:42
Association iray: Fihavanana (A/C: Ndriana RAMAMONJY)
♫ndr♫in♫
il y a 11 ans
4:33
TDL (True Direction Life) - Tano Mafy (A/C: Eric Rolsman)
♫ndr♫in♫
il y a 11 ans
3:11
Randrantelo - Fihavanana (A/C: Mahaleo)
♫ndr♫in♫
il y a 12 ans
4:38
MEZZANINE Mozika - Izaho tokinao
♫ndr♫in♫
il y a 12 ans
3:45
Hasina & Andry : Adalana (A/C: Ndriana RAMAMONJY)
♫ndr♫in♫
il y a 12 ans
4:02
Tsiakoraka - Tamboho
♫ndr♫in♫
il y a 12 ans
3:52
Album music : Veloma ry tanàna
♫ndr♫in♫
il y a 13 ans
4:38
Album music : Lôkômotiva
♫ndr♫in♫
il y a 13 ans
4:31
Bessa & Lola - Ny itiavako anao
♫ndr♫in♫
il y a 13 ans
4:25
Goth & Faniah - Nuit des amoureux
♫ndr♫in♫
il y a 13 ans
3:39
Justin RAJORO - Tambatra
♫ndr♫in♫
il y a 13 ans
6:28
Doda, Lanto, Lizah - Medley (A/C:Noëlson LALAO)
♫ndr♫in♫
il y a 13 ans
5:25
Mamy ROBINSON - Ampitomboy
♫ndr♫in♫
il y a 13 ans
3:12
Doda et al. - Raivo (A/C:Noëlson Lalao)
♫ndr♫in♫
il y a 13 ans
4:38
TGC malagasy (Tana Gospel Choir ) - Mandrakizay
♫ndr♫in♫
il y a 13 ans
6:49
Tarika Ndriana RAMAMONJY - Tournée 2013 EUROPE
♫ndr♫in♫
il y a 13 ans
3:04
Hira Faneva FFPM - Miray Fo
♫ndr♫in♫
il y a 13 ans
4:02
Emmanuel DJOB - Georgia on my mind (S. Gorrell/H. Carmichael)
♫ndr♫in♫
il y a 13 ans
5:48
Emmanuel Djob - May Your Eyes
♫ndr♫in♫
il y a 13 ans
4:24
PRAY'F - Miderà Azy
♫ndr♫in♫
il y a 13 ans
Écris le tout premier commentaire