Hatramin'zao dia endrey endrey Hatramin'zao dia endrey endrey Ny fitempon'ny foko izay ravo tokoa Onenan'ny Tompo Jesoa
Ny fianako be siasia taloha Voaova mihitsy izao Eny, ny fahotako izay nahavoa Voasasany koa izao
Hatramin'zao dia endrey endrey Hatramin'zao dia endrey endrey Ny fitempon'ny foko izay ravo tokoa Onenan'ny Tompo Jesoa
Nyfinoako, ny fanantenako dia be Ny tokiko fantatra koa Ny fisalasalana dia ho levona re Ny saiko mandroso ho soa
Hatramin'zao dia endrey endrey Hatramin'zao dia endrey endrey Ny fitempon'ny foko izay ravo tokoa Onenan'ny Tompo Jesoa
Tonga mamirapiratra fatratra ery Ny aloky ny faty re Ka dia tsinjoko ilay vavahady ery Mankao an-tanàndehibe
Hatramin'zao dia endrey endrey Hatramin'zao dia endrey endrey Ny fitempon'ny foko izay ravo tokoa Onenan'ny Tompo Jesoa
Tsy miato mizotra mankany tokoa Ny diako hatramin'izao Hovantaniko any ilay Tompo soa Jesoa malala no ao
Hatramin'zao dia endrey endrey Hatramin'zao dia endrey endrey Ny fitempon'ny foko izay ravo tokoa Onenan'ny Tompo Jesoa
*********************************************
Since Jesus Came Into My Heart
What a wonderful change in my life has been wrought Since Jesus came into my heart! I have light in my soul for which long I had sought, Since Jesus came into my heart!
Since Jesus came into my heart, Since Jesus came into my heart, Floods of joy o’er my soul Like the sea billows roll, Since Jesus came into my heart.
I have ceased from my wandering & going astray, Since Jesus came into my heart! And my sins, which were many, are all washed away, Since Jesus came into my heart!
Réf
I’m possessed of a hope that is steadfast and sure, Since Jesus came into my heart! And no dark clouds of doubt now my pathway obscure, Since Jesus came into my heart!