Ho anao izay mikasa mba hanara-dia Ny Tompo sy ny filazan-tsara Indro ho atolotro anao ity hira ity Koa mba tanteraho soamantsara Kanefa mivonona mba handresy Dia miomàna hiaritra hazo fijaliana Satria ny eso sy ny latsa anie hifanesy Hiteraka ny fahakiviana, ny fahakiviana.
Jesô irery ihany no torio Io ‘lay tsy miova omaly sy anio Tsy mampaninona ahy zay fandatsahana ‘Zaho hivavaka ho anao ka mandehàna Dia matokia fa tsy mba ho irery Ny Tomponao no hanome hery Fa tsy maintsy ho tafita hoy aho de matokia Hiandry anao any am-paradisa a Lay Jesôsy tia
Dia matokia….
Tsy maintsy ho tafita hoy aho de matokia Miandry antsika any am-paradisa lay Jesôsy tia.
Écris le tout premier commentaire