Tsy misy zava-mahagaga izay tsy hainy atao Ny teniny no naharin’izao tontolo izao Ny voninahiny mamiratra, ny fanjakany tsy hita faritra Azy ny fanjakana Azy koa ny hery sy ny fahefana Azy hatrany, zany irery.
Lehibe (x3) ny Andriamanintsika….
Mpanjaka ny mpanjaka, sy Tompon’ny tompon’ny rehetra Izy Lay alfa sy omega, fiandohana sy fihafarana, no hiantsona Azy
Tsy misy zava-mahagaga izay tsy hainy atao….
LEHIBE NY ANDRIAMANINTSIKA AZY NY HERY, ‘ZANY IRERY.
Écris le tout premier commentaire