BIANCO : Bodo – Luc – Jeannot– Kix– Mahery – Tovo - Roger – Naly... ☆☆☆☆☆
Fiv: HO HIRAN’NY FO IZAHO SY IANAO HIRA MAMIN’NY FIAINAM-BAOVAO HIRAHIRAM-PITIA EFA TAO ‘ZAHO SY IANAO
‘Zaho ilay namanao tsy mahafoy Hatrizay tsy nandao Dia niombon-tsaina fo sy fanahy Toa tsy mety lao Ny hetraketraky ny tsy tia Nisompatra hatrizay ka hatr’izao Lazaiko anao fa nangaina satria,…iray Izaho sy ianao
Ho avy ny oram-baratra Afafin’ireo tsy namanao Ary setrasetran’ireo tsy tia Te hankahala anao F’isika toy ny omaly hatrany tsy hifandao Lazaiko anao hira ho iray Izaho sy ianao
FIV…
Ny sentosentona’io ravao, Ny fo no hatanjaho Fa na iza n’iza tsy tia anao Tsy izay no hankalaina Mafy fototra ny fitia tsy miova hatrizao Fa lazaiko anao Hira iray izaho sy ianao Izaho sy ianao
Écris le tout premier commentaire