Andriamanitra fitiavana Ianao Ka mihevitra ny momba anay ety Raha mifoha maraina izahay Dia tsy afaka am-bavanay hoe : Ampy ho anay ny fahasoavanao
Fiv : Raha maraina mibaliaka ny andronay ety Ianao no masoandro nihaviany Raha ny alin'ny ririnina no handalo ety Ianao no kintana hitantana ny dia (Ka ny vavaka) ka ny vavaka hatao Izay mipololotra am-ponay ao hoe : Izahay anie hatoky Anao
Andriamanitra fitiavana Ianao, Ka mitantana ny dianay ety Raha handimby ny andro ny alina, Mbola tokana ny deranay hoe : Ampy ho anay ny fahasoavanao
Écris le tout premier commentaire