De la bonne ZIK!!!"Tsy mba mandao" c'est le titre phare de l'album de Marion!Un chanteur exceptionnel!Des bonnes heures d'écoute et de détente pour vous!
Nolazainao avokoa Izay rehetra tao am-ponao Toa tsisy niery na nihafina ho ahy Ireo lalana nodiavinao
Fantatrao koa izay momba ahy rehetra Fantatrao irony hadalako Hay ilay fitia toa tsy mba nanam-petra Ianao tsy mba nanary ahy
Nanjary zatra ny fo fa Ianao dia tsy mba mandao Ireo hadisoina efa vita Inoako navelanao Na mafy anie izany dia Tena maro izay mbola tsy hita Tiako mba tsy hiova izany Fiarahana tena mamy
Ianao no mba nitarainako raha nisy ireo zavananjo Ianao no mba niady foana ho ahy Izay tsy vitako intsony
Inona moa no mba nisaorako ireny Toa tsy ho voavaliko akory Raha sendra ka ao ireo Hohafoiko ho anao irery Ho anao izay rehetra ato am-po Nanjary............
Anefa aza kivy ianao na tomany Hahery ho tojo ny mamy Ho hafoiko hatramin'ny aiko Ho eo foana aho ho vonon-kiahy Fa anao irery ihany Nanjary...........
Écris le tout premier commentaire