Rainay o - Tselatra

  • 17 years ago
Atolotra ho an'Andriamanitra Ray be Fitiavana, namorona sy mpiahy ny fianantsika isan'andro. Izy no naha-toy izao antsika sy mbola hiainantsika. Mendrika azy ny Haja sy ny saotra ary ny Voninahitra mandrakizay.

Fetin'ny Ray 2009 :
21 Juin aux Etats Unis,Madagascar, France,Canada,Japon