MIANGAVY
1.
Lay fotsana kely
Niarahantsika roa
Hita fa samy nankafy tokoa
Fakandrivotro fahy no nandolavana
Zaho tsy nahafohy
Ianao nandao
Taty ambanivohitra aho
Fianao an_tanan_dehibe
Toa zary nifanohitra
Ilay fitia no zava_dahibe
Ianao no nanonjy fodiana
F'izaho no toa farariana
Tsy zakako tokoa
Marary ny an_doha
Refrain (x2)
Miangavy
Mitalao aminao
Aza hariana
Tsarovy fa misy olona iray tsy
Manadino
Raha izaho manokana
Dia mbola tokana
Ny ato an_poko
Ny ato an_tsaiko
Ianao no lalaiko
2.
Ireny teny mamy nifanaovana
Mahatsiaro ireny aho fa milazanao
Tsy andriko ny andro izay
Hiaonana indray
Hikatry mafy aho fa efa fay
Ny elanelan_tany tsy zoviana intsony
F'ilay fitia ihany amintsika no iombonana
Iana no efa fantatra fa mbola mianatra
Tsy maintsy izaho ihany no miakatra
Ref x2
Commentaires