Advertising Console

    Mamela heloka - Vetson-kira

    Repost
    Masombahiny

    by Masombahiny

    243
    3 404 views

    1 comment

    Fianakans Rainy
    Mampahatsiahy foana fa isaky ny manao fanahy iniana mahalala sy mahafantatra fa manao ny tsy mety aho dia mahatsiaro manatsofoka lalindalina kokoa ilay lefona teo amin'ny lanivohon'i Jesoa na manatsatoka mafimafy amin'ny lohany ilay fehiloha tsilo iny na manafantsika ny tongony na ny tanany. Mamela isan'andro anefa Izy fa izaho koa mandà kely Azy isan'andro. Toony hifamela sy hifankatia ary hifanampy isika malagasy @ ady lava ao izao. Mitodiha Aminy !
    Misaotra an'i Masombahiny mampamelombelona "fanahy - gasy kristiana"
    By Fianakans Rainy7 years ago