Vetson-kira - Finaritra ny fo
  • il y a 15 ans
Finaritra ny fo matoky anao
Jesoa Tompo ô be indra-fo. Bis

Tsy kamboty izahay fa manana anao
Ka ny herinao no ampinganay. Bis

Raha ho tapitra aminay
Ity fiainana ity
Ento izahay ho eo anilanao. Bis