Voulez-vous effacer les recherches récentes ?

Toutes les recherches récentes seront supprimées

MADAGASCAR - Témoignage EXCLUSIF Dr Jacquot - Rfi

il y a 10 ans4.7K views

Témoignage : le Dr Jacquot, qui était dans la manifestation

« Les tirs ont commencé sans sommation, à balles réelles...
Les manifestants sur lesqules ont tiré les gardes étaient tout près, à 10 mètres...
Ce sont des mercenaires qui ont tiré, pas des Malgaches »

Info: http://www.radiofranceinternationale.fr/actufr/articles/110/article_78141.asp

Manoloana ny zava-misy eto Madagasikara dia tsy hay ny tsy hiteny sy hanambara ny ao am-po voton'alahelo sy ranomaso.

N'inona n'inona tsy fitovian-kevitra eo @ mpitondra sy ny mpanohatra, ny vono olona kosa tompoko dia tsy ekena ary milà fahaizina sy homelohina mandrakizay ireo nahavanon-doza fahavalon'ny vahoaka ireo.

Andriamanitra no manome ny AINA ary IZY irery ihany no maka azy.

Misaotra ny Malagasy sy ny vahiny rehetra manerana ny tany miombok'alahelo sy mitondra am-bavaka @zao voina mahazo ny mpiray tanindrazana izao.

Ho an'ireo mpitsikera tsy mitondra vaha olana sy miseho be saina mialokaloka any ivelany kosa dia miverena modia hanabe voa an'i Madagasikara raha tena tia tanindrazana marina fa tsy varina mitsetsitra ny azo any @ tsy hita maso any.

Signaler cette vidéo

Quel est le problème ?

Intégrer la vidéo

MADAGASCAR - Témoignage EXCLUSIF Dr Jacquot - Rfi
Lecture auto
<iframe frameborder="0" width="480" height="270" src="https://www.dailymotion.com/embed/video/x8bb3w" allowfullscreen allow="autoplay"></iframe>
Intégrer la vidéo à votre site avec le code d'intégration ci-dessus