Fiv : Tsy maintsy ho an-tranon’ny Raiko aho Fa efa lasa tanteraka any ho aho ny saiko Fa aloky ny ho avy ny ety an-tany Fa ny tena izy efa miandry antsika Any an-danitra any
Izy tsy amidy fa omena Maimaim-poana ny famonjena eee Tsy ho lavo, tsy ho tafintohina ianao Handeha any am-parany any F’izay mijoro ihany no antsoiny Handeha ho any an-danitra any Ny marina hisikinana ny tena fahamarinana Tano ny sabatra roa lela Tano mafy fa aza avela
Fiv…
Mbola maro no antsoina ho ao am-bala Mahalala nefa misalasala Tsy hatory tsy ho rendremana ianao Hiambina ny tanana Feno fandriam-pahalemana ianao Hitondra ny fahazavana Ho sakaizan’ny Tompo, ny finoana fihino Tano ny sabatra roa lela Tano mafy fa aza avela