Voulez-vous effacer les recherches récentes ?

Toutes les recherches récentes seront supprimées

Manaly- Aza alefa an'afobe clip officiel - clips gasy

il y a 4 ans1.6K views

Tononkira (paroles):
Manaly- Aza alefa an'afobe clip officiel - clips gasy

Tsy mendrika aho ny hanonona ny Anaranao
Kanefa tiako hiraiko isan'andro isan'andro
Ny Anaranao ry Tompoko kilasiko ho anaram-pamonjena
K'izany no nahatonga ahy Jesoa, Ianao dia tsy afaka ato an-delako

Fiv.  Raha ny fahotako no lazaina
Izaho efa tsisy fanafody
Ny fiainako rehetra raha tsaraina
Angamba efa naman'ny devoly
Nefa manome toky, toky be dia be
Fa hibebaka, aza alefa an'afobe

Indrisy Tompo tsy tonga hiantso ny marina
Fa Tsiky dia ampy
ny mpanota hibebaka amin'ny tolotra hiarina
Inty aho ry Raiko ô, vonona hanolotra ny tenako
Aza ahifika, fa zanakao na dia maditra

Fiv.  Raha ny fahotako no lazaina.....

Manome toky izahay fa hibebaka e
Fa vonona hanolo-tena, k'aza ahifika
Manome toky izahay fa hibebaka e
Fa vonona hanolo-tena, k'aza ahifika
Mangataka izahay ny famindram-ponao mba raiso re ! (x2)

Signaler cette vidéo

Quel est le problème ?

  • Contenu à caractère sexuel
  • Contenu violent
  • Diffamation ou contenu haineux
  • Vidéo de désinformation

Intégrer la vidéo

Manaly- Aza alefa an'afobe clip officiel - clips gasy
Lecture auto
<iframe frameborder="0" width="480" height="270" src="https://www.dailymotion.com/embed/video/x2thygi" allowfullscreen allow="autoplay"></iframe>
Intégrer la vidéo à votre site avec le code d'intégration ci-dessus