{"type":"video","version":"1.0","provider_name":"Dailymotion","provider_url":"https:\/\/www.dailymotion.com","title":"Ny mpitory - Na tsiky na tomany","description":"Na tsiky na tomany  (M. Andriamiadamahatratra)Na tsiky na tomany samy hiderako AnaoRy Ray fa avy taminaoIzany ny foko na hiloatra fifaliana na hisentoHidera Anao ihanyNy doboky ny foko maneho fifalianaNy sentoko misoko milaza fijaliana      Ireny rehetra ireny hiderako Anao      Ka sahiko ny miteny izao fanekena izao      Ekeko ampifaliana tsy misy mampanahy      Ny hazo fijaliana izay nanavotana ahyNa andro mibaliaka na manjombona aoka izanyDia mbola hiderako AnaoIhany na dia hatsiaka mamanala tsy miala AminaoNy fo Jeso malalakoNa faly aho na ontsa hidera sesilanyNy masoko na kotsa hahita anao hatrany      Ireny rehetra ireny hiderako Anao      Ka sahiko ny miteny izao fanekena izao      Lanjaiko am-pifaliana tsy misy mampanahy      Ny hazo fijaliana izay nanavotana ahy","author_name":"\u266bndr\u266bin\u266b","author_url":"https:\/\/www.dailymotion.com\/Andraina","width":480,"height":360,"html":"<iframe frameborder=\"0\" width=\"480\" height=\"360\" src=\"https:\/\/geo.dailymotion.com\/player.html?video=xo7ljq&\" allowfullscreen allow=\"autoplay; fullscreen; picture-in-picture; web-share\"><\/iframe>","thumbnail_url":"https:\/\/s2.dmcdn.net\/v\/2R83M1eo_LwrG5pSO\/x720","thumbnail_width":960,"thumbnail_height":720}