orange_es

por orange_es

95
41 vistas
  • Información
  • Exportar
  • Añadir a
Fondation Orange. Ny Akademian’ny manam-pahaizana manokana dia mampiseho amin’ny fomba mahavariana sy mahafinaritra ny fahakingana manokana izay matetika saro-pantarina ety ivelany anananan’ireo olona miaina amin’ny autisme. Ho fanohizana ireo ezaka ho fampahafantarana misimisy kokoa ny autisme eo anivon’ny fiaraha-monina, ny Fondation dia namokatra ity horonan-tsarimihetsika fohy ity, izay notontosain’ilay mpanao sary espaniola, rain’i Maria, ankizivavikely voan’ny autisme. Raha te hahafantara misimisy kokoa dia : www.fundacionorange.es

0 comentarios