Advertising Console

    SOA FIANATSA

    Reposter
    Lazounet

    par Lazounet

    39
    6 186 vues

    14 commentaires

    Sylvoalias Salama Ravelot
    Misaotsa liaka, fa vita soa ny lalana tokoa agnay,
    Nahafinaritra ny tany Dogo e !
    Kanto...e!
    Richard Randrianaivo
    Ny firaisankina mirindra,tsa ravan'iza n'iza!!!
    De nahazo fahafinareta betsaka teto ,fa de MISAOTRA BETSAKA anao LAZA. Спасибо!!!!!
    Par Richard RandrianaivoIl y a 6 ans
    ampamoizo
    Tena manja ilay hira ; deraina koa ilay famelomana ny soa toavina avy any amin'ny Betsileo [ ny vadiko dia nandeha namadi-dRazana tany ( Ambovombe / Ambositra ) , taona vitsy lasa izay ary nafahany nahafantra sy nankafy tokoa ny rija betsileo , famadihana izay nataon'ireo tompo-pety tamin'ny fomba tena malagasy tanteraka ;ny oronan-tsary nentiny avy tany no nafahako nankafy koa an'izany rehetra izany ]
    Mankasitraka e !
    Par ampamoizoIl y a 7 ans
    ranonne
    Akory aby nombana ? soa fa vita ny Lalagna
    Par ranonneIl y a 7 ans
    Sylvoalias Salama Ravelot
    Bravo..."Andao fa roso toy tsa mipody koa mandroso Fianarantsoa!"
    Tres joli,tres cool.
    Merci Laza pour tout.
    Sylvestre 5*/5*
    Voir plus de commentaires