Advertising Console

    Ny Mpitory - Faniriako (FF 39 : R. Andriamiadanarivo)

    Repost
    ♫ndr♫in♫

    par ♫ndr♫in♫

    104
    5 698 vues
    Faniriako

    Ray ô! mba faniriako,
    Raha toa ka sitrakao
    Ny handova lanitra
    Dieny ety an-tany
    Kanefa tsy izaho irery
    F’ireo izay mino Anao
    Hiaraka amiko
    Hatrany hatrany.

    Fiv :
    Endrey ny fiainanay anilan-dRay
    Ny Tompo iray, fanahy iray
    Iraisana avokoa ‘reo asa soa
    Iray ny fo, iray ny loha
    Ray ô! Nahoana moa e?
    Raha atomboka anio

    Ray ô! mba faniriako
    Raha toa ka sitrakao
    Ny ho zanaka manoa
    Feno fahendrena
    Hilofo hatrany koa
    Hamita ireo asanao
    Ka tsy hirehareha
    Fa hanetry tena.