Advertising Console

    Groupe NY MINO- Laurent Rakotomamonjy France

    Reposter
    Razanany

    par Razanany

    99
    8 498 vues

    1 commentaire

    ♫ndr♫in♫
    Groupe ny Mino

    Na dia mamaky lohasaha mangina aza aho
    Ny mino an’i Jesô tsy mba manahy
    Mandroso, mandroso
    Ny mino an’i Jesô tsy mba manahy
    Ka na dia misy ny mpamingana tsy tia
    Ny fiainako milamina ery
    Mandresy aho, mandresy aho
    Ny fiainako milamina ery

    Fiv :
    Ry mino an’i Jesô Kristy ô matokia
    Jesô no andry rahona ny atoandro
    Andry afonao rehefa maty masoandro
    Ny antotan’onja mampitsangambolo
    Arindrany alaminy daholo
    Aza adino o ry mino…

    Na tandindomin-doza be aza aho ety
    Satria mandrahona ny tsunami
    Mahatoky aho, mahatoky aho
    Fa manana an’i Tompo Jesô tia
    Fa izy no efa lasa nialoha lalana ahy
    Hanamboatra fitoerana ho ahy
    Trano soa, trano soa
    Toerana hitonian’ny fanahy

    A/C : Laurent RAKOTOMAMONJY
    Par ♫ndr♫in♫Il y a 4 ans