irma zoldan
270
2 429 vues
  • Infos
  • Exporter
  • Ajouter à
  • Playlists
Il n'y a pas encore de description.

1 commentaire

Tonga aho dia nanoroka ny takolakao
Nefa ianao toa tsy mba nangoraka ahy
Angaha kosa efa lao

Mba hitanao tokoa va re
Ireto masoko mitoloko o ! o ! o !
Mitady fitiavana be dia be
Mba hampitony ny foko

Nangarika fotsiny ianao
Ka nanao jado-tongotra
Malama anie ny lalana ho diavinao
Ka sao ianao potraka o! o! o!
Malama anie ny lalana ho diavinao
Ka sao ianao potraka

Dia handao ahy tokoa va ianao
Ry Farakely o ! o !
Fo maratra anie no sisa navelanao
o ! o ! o !

Nefa ianao sao mihevitra
Fa izaho hanaraka anao
Ry Farakely mahalasa eritreritra
Zory ny lalanao o ! o! o!
Ry Farakely manimba eritreritra
Zory ny lalanao o ! o! o !
Par irma zoldan il y a 4 ans