Ny tean moa tena tia ka de adala Manaiky izay milazainao tsy miambahamba Zarako aza ianao mba maname fotoana Faly ery ty foko fa andeha ihaona Kinanjo zavatra toa nilatsaham baratra aho Nareo mifamihina be tazako teo ôô
Refrain:
Nataonao kilalao Ilay fitiavako efa jamba taminao Nanino aho natao toy izao Teo voa tsapa fa Fialan tsy mahita no nanaova nao ahy Fena fay, fay, fay, fay
Zaho tsy hiantso tody ilay olo tiana Tsy hay mansy zay fiova ny am...Pitso Fa mbola manantena aho...foano… Anohasako izay fivadiky ô Tsy hay kosehina ato Fa ny tia ray ianao Latsapaka Loaha tsy azoatao ôô!
Ref: (3fois)
Nataonao (3fois) Kilalao he he ô Te vao tsapa fa (2fois) fialan tsimahita no nanaovamao ahy Tena fay, fay, fay, fay
Écris le tout premier commentaire