Tsy misy olomasina... raha mbola velona

  • il y a 13 ans
"Tsy misy tsy diso izay mandia ny tany... izay mivarilavo no adala indrindra". Lalana iray hahatongavana amin'ny fahamasinana ny Fikambanana masina, isan'izany ny Antilin'i Madagasikara. Tsy mbola misy olomasina akory raha mbola velona eto an-tany, fa ezaka tsy maintsy atao kosa ny mihavao sy mihatsara mba ho tody amin'ny fahamasinana