Solofo sy dimby harena sarobidy

Découvrir le nouveau player
Anaitar

par Anaitar

106
4 332 vues
  • Infos
  • Exporter
  • Ajouter à
  • Playlists
Il n'y a pas encore de description.

1 commentaire

Harena sarobidy (Naly Rakotofiringa)

Izao no teninay aty am-piandohana
Aza atao tsirambina re ireo ankizy
F’iza moa no handray valisoa
Rehefa tafita ireo fara sy dimby.

Fiv:
Ary angaha angaha ianao irery ihany
No hinjija ny vokatra any aoriana
Fa tsy soa ho antsika rehetra
Fa tsy lovam-pirenena
Ka samia re mihezaka
Hampisondrotra
Ireo solofo sy dimby
Harena sarobidy

Inona ary re no atao
Ny tenanao irery ve no andray adidy
Tsy ho efanao tsy ho tanterakao
Ka andeha re hivondrona
Hiaraka hilanja ny adidy

Ny entan-jaraina mora zaka
Ny mita be tsy mba lanin’ ny mamba
Ka mitsangana ianao
Zakao ny anjaranao
Ety no adidy tsy azo ialana
Ka manantena anao ny nosinao

Fiv.
Par ♫ndr♫in♫ il y a 4 ans