Advertising Console

    Mifankatiava - Ndriana Ramamonjy

    Repost
    Masombahiny

    by Masombahiny

    243
    6 092 views

    3 comments

    ♫ndr♫in♫
    Mifankatiava (Ndriana et al.)

    Tamin'ny fo no tena ninoanay
    Fa Jesôsy no tonga hamonjy anay
    Tamin'ny vava no tena nanekenay
    Fa ny ràny no nanadio anay

    Vavaky ny Tompo (mampiray)
    Fa na izay nomeny (mampiray)
    Fa raha fitiavana koa ny Ray
    Nahoana lahy ra mifankatia

    Fiv. :
    Mifankatiava hoy ny Tompo
    F'izany no hamantaran'ny olona rehetra
    Fa mpianatro ianareo

    Tsy iray finona fa iray ao Aminao
    Tsy iray fihaviana fa iray an-dapanao
    Tsy iray fiteny fa samy henoinao
    Tsy iray fihodirana fa samy zanakao

    Vavaky ny Tompo (mampiray)
    Fa na izay nomeny (mampiray)
    Fa raha fitiavana koa ny Ray
    Nahoana lahy ra mifankatia

    Fiv. :...
    By ♫ndr♫in♫5 years ago
    saholy Bellune
    Atotra ny tanora TAZAMAF avy ao .AMBOVONA FINOANA ao Avara drano . Mahereza daholo hono fa mpianatry ny Tompo isika.Ary mahereza Mifankatia
    By saholy Bellune5 years ago
    Mankafy
    Eny e voaray ny Hafatra e!
    By Mankafy6 years ago