Ny Railovy - io fitiavana io

Reposter
♫ndr♫in♫

par ♫ndr♫in♫

97
8 789 vues

4 commentaires

Sylvoalias Salama Ravelot
For EVER :Ny railovy.
Misaotra betsaka nampahatsiahy ny fisian'ity hira iray ity!
hay tokoa moa ka mbola ao ihany...le vazo fahizay...?
Misaotra Rahalahy nahay nizara!
Mankasitraka.
Sylvestre
anjatiana
misaotra e masaka be kosa koa mh**************************
Par anjatianaIl y a 6 ans
NOMENA &HARENA MAMPIKONIENE
tiko lotra ... misaotra any Andraina
Fianakans Rainy
Oadray ! Nisy izany hira izany tokoa moa ! ! Misaotra ny nifampisarana ny soa sy ny tsara, Andraina à ! Mankalaza é !
Par Fianakans RainyIl y a 6 ans