Advertising Console

    Avia ry ondriko - Anjomara Anosivavaka

    Repost
    Masombahiny

    by Masombahiny

    243
    2 778 views

    2 comments

    Théodore RANDRIAMANANTENA
    Efa navoakan'ny mpamorona Andriamatoa Ndratoson Benjamin boky ny hirany miaraka amin'ny solfa. Ao amin' io boky io "Ry ondriko very" sy ny "Andriamanitra ve no mandao" . Ny tenako manokana tamin'ny fandalovako tany M/scar 4 taona lasa izay dia nividy ireo boky roa ireo taminy mivantana. Asa raha efa mety ho hita eny amin'ny libairie ireo boky misy ny hirany ireo. Ny ANJOMARO ANOSIVAVAKA Ambohimanarina no afaka mamaly io fanontaniana io satria ny ANJOMARA no mihira ireo hirany roa ireo.
    Naly  liants
    tsara ilay hira ry namana, mba afaka mahazo an'io ve za azafady e
    By Naly liants7 years ago