Andriamanitra ve no mandao? - Chorale Anjomara Anosivavaka

Masombahiny
230
3 152 views
  • About
  • Export
  • Add to
No description has been posted yet

3 comments

ANDRIAMANITRA tsy mba mandao!
By Pauline Randrianaly 4 years ago
mampahery ity hira ity ka misaotra ny mpandefa sy ny chorale ny olona mety mandao fa Andriamanitra tsy manary mihitsy
By mistermatt93 5 years ago
MAHAFINARITRA BE NY FIVOAKY NY FEON-DRY ZAREO. TOA ILAY MPITENDRIN'I NJAKATIANA IHANY ANGAMBA NO MITENDRY NY HIRAN-DRY ZAREO FA TOA HITAKO AO @ IO CLIP IO ILEIRY.TADIDIKO TSARA T@ 1989 NIHIRA TAO @ IO FIANGONANA IO AHO NIARAKA T@ NAMAKO 7 LAHY, DIA NANGATAKA CLE Ab , DIA NOMEN'ILAY MPITENDRY AMBANY BE( CLE F ANGAMBA IZY IZAY), DIA LASA AMBANY BE ILAY HIRA,TERA-TSEMBOKA IZAHAY 8 LAHY VAO NAHATAFAVOAKA ILAY HIRA, SOA IHANY FA NIVOAKA TSARA DAHOLO NY HIRA SISA. VOKA-DEHIBE T@ IZAY ANDRO IZAY.
By hendry beta 5 years ago