Michel Collon - les Mediamensonges de Kouchner

  • il y a 15 ans
France Monde, regroupe les différentes sociétés de l'audiovisuel extérieur français, à savoir Radio France Internationale, France 24 et TV5 Monde.

La directrice générale de France Monde est, depuis le 20 février 2008, Christine Ockrent femme de Bernard Kouchner, le ministre des affaires étrangères français!

======================= Pour Les Malgaches =======================

i BOLLORE dia ami intime de P AS QU A
Beau-frère d'Alain JUPPE

izy no tompon'ilay fambolena TABAC any amintsika any MAJUNGA

i Thierry ( RAJAONA-zanak'i Siméon ) vadin'ilay Annick miasa ao @ VIVA , no DG ilay filière Tabac eto GASIKARA (ilay an'i BOLLORE izany -any Mahajanga)
io olona io no Président du GEM (groupement des entrepreneurs eto Madagasikara )
Olona important be ao Madagasikara io Rajaona io - dia ataovy ny lien fa :
ny 70% ny momba ny transport maritime eto MADAGASIKARA dia nomen'i RATSIRAKA an'i BOLLORE en 90

Donc, ny transport ILLICITE rehetra (armement, drogue trafic de bois , de minerais etc.... ) afahan'ny Clan RAJOELINA miaina mangina dia avy aiza hoy ianareo , raha naharaka tsara ny renseignements sy ny raisonnement ?

iza hoy ianareo no nanome vola an'i RAJOELINA ? qui est ANNICK RAJAONA ? une amie de Sophie RATSIRAKA - une FANATIQUE hiringiriny- méchante - de DEBA !

misy resaka mandeha ao @ fianakams fa tena ketraka ilay Thierry fa tsy nampoiziny ho toy izao no fiodin'ny baolina
ny Famille Rajaona no nanohana mafy an'i ANDRY ,mais dans le but hoe, hi- moderniser-na Antananarivo, sy hoe, mba partage du pouvoir

qui est P AS QU A eo samy mahalala fa izy no ati-doha mikotroka ny fizarazarana ny mponina sy ny fandrombana ny fananan'ireo tany any AFRIQUE, MADAGASIKARA
c'est l'homme qui perpétue FRANCAFRIQUE

tadidio fa misy procès mbola tsy tapitra momba ny trafic d'armes nataon'ny clan PASQUA-BOLLORE - ary misy dia misy tompoko ny prorofo fa manao izay hiadivan'ny Malagasy ry zareo

Recommandée