Advertising Console

    micro trottoire sur l'evolution à madagscar

    Reposter
    Nom Prenom

    par Nom Prenom

    28
    757 vues

    4 commentaires

    Bozy kely
    Dans un bus des TGV, un partisan crie au chaffeur, Andry Rajoelina:
    -Misy miala ao @ 13 mai"
    Le receveur, Organes, lui répond:
    -Tsy misy arrêt eo fa any An-Tsiafaha vao misy! Dia tsy mijanona intsony raha tsy any Nosy Lava"
    -Aleo zah hiala eo An-Tsiafaha é fa ohatrin'inona ny frais eo?
    -Cocktail molotov iray, razoky ah, hoy ilay receveur
    -Tsy maty be ve fa tena efa frais any Nosy Lava izany kou?
    -Kah teo zahay efa niteny hoe manararaota tsara mamaky trano alony sy mangalatra zay vao miditra anaty bus, nareo tsy mihaino kah!!!!
    (pour les TGV isany!!!)
    Par Bozy kelyIl y a 7 ans
    Zestal Gotcha
    minarison té ds un coktail pipi kaka!
    Par Zestal GotchaIl y a 7 ans
    Rakofy
    tgv t ds la merde!
    Par RakofyIl y a 7 ans
    idimby
    Ka io indray bandikely fa midongy ka tsy hanoy ny discussion intsony hono ! Efa nanome baiko lery hoe 13 mai sy Mahamasina indray hono.
    Ka izao e !
    Fenoy miaramila manomboka androany alina ny 13 mai, Mahamasina ary Tsimbazaza (CUA), dia izay tonga eny dia alefaso any Nosy Lava any. Any izy afaka manao fivoriana isan'andro.
    Par idimbyIl y a 7 ans