Advertising Console

    Vetson- kira - Ity ny ora sarobidy

    Reposter
    Razanany

    par Razanany

    99
    5 858 vues

    5 commentaires

    KALABOZY
    Misaotra anao,
    Par KALABOZYIl y a 6 ans
    RAKOTONIRINA NATHALIE
    Misaotra marina anao Tompo o !
    Par RAKOTONIRINA NATHALIEIl y a 7 ans
    marylene
    Inty ny ora sarobidy itsanganako
    Andraisako ny tenanao ry Jesoa mamiko
    Tsy dia mendrika aho ny ho tsidihinao
    Kanefa sitrakao avia re
    Oh oh sambatra aho re

    Nandray ny tenanao ny foko ry Mpamonjiko
    Ka henin-kafaliana ny fanahiko
    Mitsaoka anao re, misaotra anao re
    Tsy hitako izay havaliko
    Oh oh sambatra aho re

    Mba tsofy rano aho sy ny havako rehetra
    Sy izay mpanao soa anay sy sy sakaizako
    Ho tia anao re, tsy mba handao anao
    Ka samy mba ho tonga an-danitra any
    Oh oh sambatra aho re.
    Par maryleneIl y a 7 ans
    marylene
    Mankasitraka e!Misaotra an'i Daniela.
    Par maryleneIl y a 7 ans
    noro
    enga anie mba hivoaka tsy hoela koa ilay hoe:
    "ô ry jesoa kristy tompo ô arahiko ianao n'aizan'aiza" sy ilay hoe " mba lehibe ry tompo andriamanitro ô ny asanao ety aminay ety"
    Par noroIl y a 7 ans